|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tsara fanahy
Singan-teny  2 tsara, 3 fanahy
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 enti-milaza toetra mendrika, malemy fanahy ary manana fandavan-tena hanasoa ny hafa; tsara fo; mahay mitondra tena; salama tsara. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 Of good disposition; one free from disease. [1.2]
7 good, pleasant. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 bon, vertueux. [1.8]
Ohatra  9  Ny toetrany ity andriambavy ity : Vehivavy tsarafanahy; [2.59#]
Mpanahaka  10  antraolona, 11  befahafoizantena, 12  beindrafo, 13  fototrolona, 14  mahafoytena, 15  mahaymandrayolona, 16  mahayolona, 17  malalatanana, 18  malemyfanahy, 19  malemypaika, 20  mamyhoditra, 21  mananahatsarampanahy, 22  mazavafo, 23  mazavasaina, 24  morahatonina, 25  morahiraharahana, 26  olomarina, 27  olombanona, 28  tsaratoetra, 29  tsopo

Teny iditra (2/2)30  tsarafanahy
Singan-teny  31 tsara, 32 fanahy
Sokajin-teny  33  anarana
Fanazavàna teny frantsay  34 (sens général : vertueux, qui se conduit bien ; c'est probablement une antithèse car ceux qui boivent la boisson fermentée préparée avec les fruits se conduisent fort mal en général). Ehretia suarenzensis Capuron Ined. (Boraginaceae).. [Tankarana] [1.196]
Voambolana  35  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  36 fitsaharana, 37 tsara fanahy, tsarafanahy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10